Fanoloran-tena (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay faka Tompo ô
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao
Koa tafio ny herinao
Izahay ccvrm rehetra izao
Ka ho sambatra thkrhq tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika tononkira.serasera.org ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao
Koa tafio ny herinao
Izahay ccvrm rehetra izao
Ka ho sambatra thkrhq tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika tononkira.serasera.org ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/08/2023 11:12
