Fanoloran-tena (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto izahay Tompo ô
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao
Koa tafio ny awiebv herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho olwpj sambatra tokoa
Ho henika ny tononkira.serasera.org hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary xwwl ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao
Fa vonona hanao ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao
Koa tafio ny awiebv herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho olwpj sambatra tokoa
Ho henika ny tononkira.serasera.org hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary xwwl ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peon'i BetelaHits : 963
Likes : 0 Like
Created by : Ntsafi
Date : 01/08/2023 11:12
