Fanoloran-tena (Amboaram-peon'i Betela)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indreto tononkira.serasera.org izahay Tompo ô
Fa vonona hanao iblgam ny sitrakao
Sy hanaraka ny baikonao

Koa tafio ny xcce herinao
Izahay rehetra izao
Ka ho sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ka ho xyzyv sambatra tokoa
Ho henika ny hasoavanao
Ary ho faly ho ankohonanao
Ary ho faly fa tena zanakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-peon'i Betela
Visites : 889
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ntsafi
Date : 01/08/2023 11:12
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102