Fahavaratra (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro
Orana no manjaka ety
tsy ahalalana andro atoandro
Toa tsy maha te ho tia
Fahavaratra ny andro
Tsy ahalalana tononkira.serasera.org andro atoandro
Ny voary no lena
Kotsakotsa mahonena
Orana tsy miato toa mihoby vxpj mikorana
Tsy ahitan-java-kanto nefa tsy azo hialana
fa raha ratsy ny ghoccfv andro, tsy ahitan-java-kanto
Ny orana no manjaka ety toa tsy maha-te ho tia
Fahavaratra ô (2)
Herinandro toy izao
tsy ahafahana manao ny atao
fa petsapetsa mmfkkd lava izay rehetra hitanao
Herinandro toy izao
tsy ahafahana manao ny atao
Ny orana no manjaka ety
toa tsy maha-te ho tia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 9420
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rabehasy
Daty : 05/01/2002 23:26