Fahavaratra (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahavaratra ny andro
Orana no manjaka ety
tsy ahalalana andro atoandro
Toa tsy maha te ho tia
Fahavaratra ny andro
Tsy ahalalana andro atoandro
Ny voary no lena
Kotsakotsa mahonena
Orana tsy miato toa tononkira.serasera.org mihoby mikorana
Tsy ahitan-java-kanto nefa tsy azo tbbqcmae hialana
fa raha ratsy ny andro, tsy ahitan-java-kanto
Ny orana no manjaka ety toa tsy maha-te ho tia
Fahavaratra ô (2)
Herinandro toy izao
tsy ahafahana zuzom manao ny atao
fa petsapetsa lava izay rehetra hitanao
Herinandro toy izao
tsy ahafahana manao ny atao
Ny ccjwqrbo orana no manjaka ety
toa tsy maha-te ho tia
Fahavaratra ô (2)
Orana no manjaka ety
tsy ahalalana andro atoandro
Toa tsy maha te ho tia
Fahavaratra ny andro
Tsy ahalalana andro atoandro
Ny voary no lena
Kotsakotsa mahonena
Orana tsy miato toa tononkira.serasera.org mihoby mikorana
Tsy ahitan-java-kanto nefa tsy azo tbbqcmae hialana
fa raha ratsy ny andro, tsy ahitan-java-kanto
Ny orana no manjaka ety toa tsy maha-te ho tia
Fahavaratra ô (2)
Herinandro toy izao
tsy ahafahana zuzom manao ny atao
fa petsapetsa lava izay rehetra hitanao
Herinandro toy izao
tsy ahafahana manao ny atao
Ny ccjwqrbo orana no manjaka ety
toa tsy maha-te ho tia
Fahavaratra ô (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 9576
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rabehasy
Date : 05/01/2002 23:26
