Tomany ny androany (Tif à Tif)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsaroako foana ianao)
Nahita anao teo, (ou,ou...) nahita dia nanontany hoe:
"tiako ianao dia azo atao ve?" f’ianao tsy namaly (ou,ou..)
Hitako ianao teo, efa nanantena aho fa hoe
tambitamby dia sasa-niandry, f’ianao tsy nijery
Oh oh... (nanantena tufaoya anao teo)
Hay tomany, tomany zay aloha ny androany
Oh oh...
Nanantena fandresena hay zay aloha ny androany
Ampitso indray ve? (ou, ou..) gmfo avelanao mba hiteny hoe:
"tiako tononkira.serasera.org ianao dia azo atao mba mila valin-teny" (ou, ou...)
Zay fotoana izay, toa hampitomany indray
tsy tafandry, tsindrmandry f’ianao tqzvcw tsy hamaly
Oh oh............
Sarobidy loatra ho ahy sy ho anao izao fotoana izao
Tatara iray tsy hay fafana, hadinoina any aoriana any
(Tsaroako foana ianao)
Hay tomany, tomany zay aloha ny androany(mh mh...)
Oh oh...
Hangina tsy hiteny intsony (androany e!)
Omeko anao Ray ambony (ambony any)
Ny ho aviko ampitso sy mandrakizay mba
ho fitiavako izy ratrizay!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tif à TifVangy : 8235
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ketsmets
Daty : 23/02/2007 20:21