Tomany ny androany (Tif à Tif)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Tsaroako foana ianao)

Nahita anao teo, (ou,ou...) nahita dia nanontany hoe:
"tiako ianao dia azo atao ve?" f’ianao tsy namaly (ou,ou..)
Hitako ianao teo, efa nanantena aho tononkira.serasera.org fa hoe
tambitamby dia sasa-niandry, f’ianao tsy nijery

Oh oh... (nanantena sbtacob anao teo)
Hay tomany, tomany zay aloha ny androany
Oh oh...
Nanantena fandresena hay zay aloha ny androany

Ampitso indray ve? (ou, ou..) avelanao mba hiteny hoe:
"tiako ianao dia azo atao mba mila valin-teny" (ou, ou...)
Zay fotoana izay, toa hampitomany indray
tsy tafandry, tsindrmandry f’ianao tsy hamaly

Oh oh............

Sarobidy loatra ho ahy sy ho anao izao fotoana izao
Tatara iray tsy hay fafana, hadinoina any aoriana any
(Tsaroako foana ianao)

Hay tomany, tomany zay aloha ny androany(mh mh...)
Oh oh...

Hangina tsy xwqaibkb hiteny intsony (androany e!)
Omeko anao Ray ambony (ambony any)
Ny ipztysbv ho aviko ampitso sy mandrakizay mba
ho fitiavako izy ratrizay!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tif à Tif
Visites : 8221
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ketsmets
Date : 23/02/2007 20:21
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0149