Ny famataranandrontsika (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ora fahafiry izao no mientana ny foko
Ka manembona sy manina
Ny maraina efa tonga, ny fitiavako misoko
Hendratra aho ka fanimpanina sigtc
Hono ho aho ry tsinjoko iny, sy nandalo moramora
Amin’ny endrika sariaka
Manontany anao ny foko, tsy mitovy re ny ora
Oram-pamataranandrontsika dajwr
Ora fahafiry izao no maloka ’ty andro
Folapolaka ny heriny
Dila teto ilay fitia, takona ny masoandro
Ny foko maloka ny jeriny
Hono ho aho r’ilay nandalo sy nantsoiko ho sombinaina
Ny lasa ve no niova dika
Manontany anao ny foko, tsy mitovy ve ny hsnbr ora
Oram-pamataranandrontsika
Njao misandratra ny andro, mibaliaka sady mirana
Eny an-dalana diaviko
Mitady sandry ifandraisana itony tenako sahirana
Ary olona tiaviko
Hono ho’aho ry olon’iny izay nandalo moramora
Tsara endrika sy bika
Manontany anao tononkira.serasera.org ny foko, sao mitovy lahy ny ora
Oram-pamataranandrontsika.
Mpamorona : Rado / Ramaroson Wilson
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SalomonVangy : 5349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 27/10/2001 23:10