Embona (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Embona sy hanina, tononkira.serasera.org tsiahy mahafanina
Ngoly ny fo mamelovelo, madisadisan’alahelo
Ny havoana tazanina,tsy hita hodinganina
Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
Ny aina marary, ny fo maratra
Fa ny antsoko, ny ankony mitampody
Mba nihika mafy ihany aho nefa tsy tody
Izay jereko manjavozavo
Tako-drahona sy vohitra avo
Fa mahery sy masiaka ny onja
Ts’isy lakana mety afaka hitondra
Ny maso no alefa maminany
Hibanjina anao any ho any.
Alahelo sy toloko, raha vao injay tsaroako
Fa noho ny hasomparan’ny tany
Izaho aty, ianao lavitra any
Tsy azo iadiana ny qmbvhhxn anjara
’Zay ’ngamba no heveriny ho tsara
F’izaho tsy kivy tsy ho ketraka
Na dia mangidy mavesatra
Fa ny ahy dia fitia tena marina
Na anaty honahona ariexhef aza hotafarina
Na halevina mety handifitra wktshvd olona
Hiposaka haniry hamololona
Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
Izaho tsy hitsahatra ny ho tia
Tsy ny halavitana, tsy ny taona
No hahasakana ny fontsika tsy hihaona
Ngoly ny fo mamelovelo, madisadisan’alahelo
Ny havoana tazanina,tsy hita hodinganina
Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra
Ny aina marary, ny fo maratra
Fa ny antsoko, ny ankony mitampody
Mba nihika mafy ihany aho nefa tsy tody
Izay jereko manjavozavo
Tako-drahona sy vohitra avo
Fa mahery sy masiaka ny onja
Ts’isy lakana mety afaka hitondra
Ny maso no alefa maminany
Hibanjina anao any ho any.
Alahelo sy toloko, raha vao injay tsaroako
Fa noho ny hasomparan’ny tany
Izaho aty, ianao lavitra any
Tsy azo iadiana ny qmbvhhxn anjara
’Zay ’ngamba no heveriny ho tsara
F’izaho tsy kivy tsy ho ketraka
Na dia mangidy mavesatra
Fa ny ahy dia fitia tena marina
Na anaty honahona ariexhef aza hotafarina
Na halevina mety handifitra wktshvd olona
Hiposaka haniry hamololona
Ny hany hafatro dia ny hoe matokia
Izaho tsy hitsahatra ny ho tia
Tsy ny halavitana, tsy ny taona
No hahasakana ny fontsika tsy hihaona
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 16808
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10
