Hijery anao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo sejd anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tononkira.serasera.org tsy ho anjara
Nefa tiako ho fantatrao
Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako oehciit ho tsapanao
Ho avy xsptw aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AmbondronAVangy : 26637
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 14/12/2005 06:36