Hijery anao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa baeo tsy ho anjara
Nefa tiako ho fantatrao
Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho tononkira.serasera.org avy aho HIJERY ANAO ka pngdv mba raiso aho
Ny fahitako wprcqwm anao ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AmbondronAHits : 28061
Likes : 2 Like
Created by : admin
Date : 14/12/2005 06:36