Hijery anao (AmbondronA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko indray niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa gxcc raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany twuxyo aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara
Nefa tiako kydm ho fantatrao
Ny amiko efa tononkira.serasera.org mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY ANAO ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AmbondronAVisites : 28059
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 14/12/2005 06:36