Hijery anao (AmbondronA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naleoko indray grwh niantso ihany
Toy iazy hanampoka anao
Nefa raha izao mantsy no teo anilanao
Hiandry hatrany aho sao izay no mba ahazoako anao
Mafy ihany zany tia nefa tsy ho anjara

Nefa tiako ho fantatrao

Ny amiko efa mazava ka ho lazaiko aminao
Raha ny ao ampoko tononkira.serasera.org ao tiako ho tsapanao
Ho avy aho HIJERY kqgeytti ANAO owfu ka mba raiso aho
Ny fahitako anao ihany d’efa ampy hanasitrana ahy

  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126