You are here: home > Tononkira > AmbondronA

Hiaraka aminao (AmbondronA)

Raha mba mety re ianao
Vonona aho ny hiara-dia fa tsy hilalao
Hanamafy ilay fitia
Mba ho sambatra isika roa satria
Hatao toy ny volamenaIzay mamiratra ihany no jerena

Na adiady na koa basy hitabataba eo
Izaho kosa hanandram-peo

Ref:Hiaraka aminao
       Hiaraka aminao aho
     Tsiky dia ampy  Na oram-baratra hilatsaka ho avy eo
       Efa tia anao aho
       Mandrakizay dia matokia fa ho doria


Ndeha hifampintantana a
Ny faniriana tsy hisara-dalana aaa
Rehefa tia dia tia
Mahaiza mankafyAraraoty mba hiadanana

Na hanihany na koa iza hivazavaza eo
Izaho kosa hanandram-peo

Ref

Chanteur: Blanc

Mpihira : AmbondronA
Mpamaky : 5957
Mpakafy : 2 Ankafizo
Nampidirin'i : franckiantenaina
Tamin'ny : 05/12/2015 13:52:01
ID : 7974

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo