Atolotro anao (ZEZE Mahanoro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Atolotro anao e,  ity hirako ity e, ah mama
Atolotro anao tsy am-pihambahambana, atolotro anao
Fahatsiarovana anah fony anah mbola kely e
Nikolo sy nitaiza,
Mandram-pialana tety an-tany tety

Hiraiko ho anao e, lay kalom-pitia e, ah mama
Fitiavako anao tsy misy tomika, hiraiko ho anao
Fony izaho tononkira.serasera.org mbola kely tantanana foana
Naditra be famaly
Ankehitriny iqjadxo ifonako aminao

Eh tsaroako foana e, ny daty nandaozanao ahy
Eh tsaroako foana e, pgdco  ny andro nandehananao
Tsy dalftxbi maty ato am-poko ny momba anao, neny
Fa voatahiry mandrakizay
Fehim-boninkazo atolotro anao

Eh tsaroako foana e, ny daty nandaozanao ahy
Eh tsaroako foana e,  ny andro nandehananao
Tsy maty ato am-poko ny momba anao, neny
Fa voatahiry mandrakizay
Fehim-boninkazo atolotro anao
Fehim-boninkazo omeko foana anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZEZE Mahanoro
Vangy : 2427
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/01/2017 18:59
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128