Atolotro anao (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Atolotro anao e, fxik ity hirako ity e, ah mama
Atolotro anao tsy am-pihambahambana, atolotro anao
Fahatsiarovana anah fony anah mbola hnupvl kely e
Nikolo sy nitaiza,
Mandram-pialana tety an-tany tety
Hiraiko ho anao e, lay kalom-pitia awksfqm e, ah mama
Fitiavako anao tsy misy tomika, hiraiko ho anao
Fony izaho mbola kely tantanana foana
Naditra be famaly
Ankehitriny ifonako aminao
Eh tsaroako foana e, ny daty tononkira.serasera.org nandaozanao ahy
Eh tsaroako foana e, ny andro nandehananao
Tsy maty ato am-poko ny momba anao, neny
Fa voatahiry mandrakizay
Fehim-boninkazo atolotro anao
Eh tsaroako foana e, ny daty nandaozanao ahy

Fehim-boninkazo omeko foana anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZEZE MahanoroVisites : 2416
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 11/01/2017 18:59