Lahatra (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lailailailalalailailai
Lailailailailala
Ka ho aiza loatra lahy izany lalanao
Ô ry mpanarato miatsinanana?
Tafio-drivotra sy ireo tononkira.serasera.org onja maria
No iadivanao lalandava izao
Zovy no afaka milaza hoe
Ireo mpanarato marobe
Tafaverina soa aman-tsara aty
Zovy no mahalala? Asa lahy!
Matetika mantsy izy ireo
Tratran'ireo rivo-mahery
Maty anaty irony rano lalim-be
Eeh! Izany ny lahatra!
Aiza ho aiza dhbbhcj izay mba misy anao?
Ireo vady aman-janaka,
Dia sasa-miandry ery amorom-pasika
Manantena ny hiverenanao
Sompatra loatra lahy izato ianao
Ô ry ranomasin-dehibe
Impiry impiry moa no namoizana
Ireo urcbpscd havana tena maminay
Impiry impiry moa no namoizana
Ireo havana xkbhumi tena maminay
Lailailailalalailailai
Lailailailalala
Lailailailailala
Ka ho aiza loatra lahy izany lalanao
Ô ry mpanarato miatsinanana?
Tafio-drivotra sy ireo tononkira.serasera.org onja maria
No iadivanao lalandava izao
Zovy no afaka milaza hoe
Ireo mpanarato marobe
Tafaverina soa aman-tsara aty
Zovy no mahalala? Asa lahy!
Matetika mantsy izy ireo
Tratran'ireo rivo-mahery
Maty anaty irony rano lalim-be
Eeh! Izany ny lahatra!
Aiza ho aiza dhbbhcj izay mba misy anao?
Ireo vady aman-janaka,
Dia sasa-miandry ery amorom-pasika
Manantena ny hiverenanao
Sompatra loatra lahy izato ianao
Ô ry ranomasin-dehibe
Impiry impiry moa no namoizana
Ireo urcbpscd havana tena maminay
Impiry impiry moa no namoizana
Ireo havana xkbhumi tena maminay
Lailailailalalailailai
Lailailailalala
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZEZE MahanoroVangy : 305
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : dahfara
Daty : 13/02/2026 05:10
