You are here: home > Tononkira > ZEZE Mahanoro

Nahoana no mitomany (ZEZE Mahanoro)

Nahoana izany zanako no lasa vinany
Misentosento ary misefosefo toa mitomany
Ny Reninao ty manantona anao te-hanontany
Fafao re ny ranomaso (Bis)
           Tsy nahomby re ny fanadinana izay natao
           Ka very hevitra ry Neny am'izao fotoana izao
           Inona re no atao? Hanoy ve sa hijanona eto?
Ny fianarana dia tononkira.serasera.orgtsy vita mora ry sombin'aina
Ny tsy hianatra dia tsory avy hatrany : "alao an-tsaina"
Ny fianarana Razanako no mba tokin'aina
Mianara re aza mora kivy(Bis)
            Ilofosy re ny fianarana izay atao
            Ny tsy fahombiazana tsy miala amin'izao fiainana izao
            Mahareza re aza morakivy
            Zaho Reninao  mbola eto anilanao.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ZEZE Mahanoro
Mpamaky : 3824
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rasolorasolo
Tamin'ny : 15/10/2013 10:33:17
ID : 6386

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy