Atolotro anao (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Atolotro anao e, ity hirako qhwlns ity e, ah mama
Atolotro anao tsy am-pihambahambana, atolotro anao
Fahatsiarovana anah fony anah mbola kely e
Nikolo sy nitaiza,
Mandram-pialana tety an-tany tety
Hiraiko ho anao e, lay kalom-pitia e, ah mama
Fitiavako anao tsy misy tomika, hiraiko ho anao
Fony izaho mbola kely kfjxph tantanana foana
Naditra be famaly
Ankehitriny ifonako aminao
Eh tsaroako foana e, ny daty nandaozanao tononkira.serasera.org ahy
Eh tsaroako foana e, ny andro nandehananao
Tsy maty ato am-poko ny momba anao, neny
Fa voatahiry mandrakizay
Fehim-boninkazo atolotro anao
Eh tsaroako foana bkjt e, ny daty nandaozanao ahy

Fehim-boninkazo omeko foana anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZEZE MahanoroHits : 2529
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 11/01/2017 18:59