Atolotro anao (ZEZE Mahanoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
?Atolotro anao e, ity gljkmmld hirako ity e, ah mama
Atolotro anao ceqesmg tononkira.serasera.org tsy am-pihambahambana, atolotro anao
Fahatsiarovana anah fony anah mbola kely e
Nikolo sy nitaiza,
Mandram-pialana tety an-tany tety
Hiraiko ho anao e, lay kalom-pitia e, ah gwxob mama
Fitiavako anao tsy misy tomika, hiraiko ho anao
Fony izaho mbola kely tantanana foana
Naditra be famaly
Ankehitriny ifonako aminao
Eh tsaroako foana e, ny daty nandaozanao ahy
Eh tsaroako foana e, ny andro nandehananao
Tsy maty ato am-poko ny momba anao, neny
Fa voatahiry mandrakizay
Fehim-boninkazo atolotro anao

Fehim-boninkazo omeko foana anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZEZE MahanoroVangy : 2473
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 11/01/2017 18:59