Sarobidy (Liva sy Nirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy loatra ilay fitiavanao , nomenao ahy
Efa manjaka ato amiko bjzslb ka aza manahy ie,ie
Indro ny foko no efa gcdcx natokako, ho anao irery ihany
Ho anao r’ilay ifdxf tiako sy any mamiko eto an-tany

2-Mamiko tokoa raha ny fitiavanao,tena sarobidy
Sambatra ny foko fa nahay nisafidy ie,ie
Mino marina aho,fa ho finaritra raha ny ho avintsika
Satria ilay fitiavantsika hivoitra mibaliaka

Refrain : Tsy ataoko diso anjara ,na koa diso toerana
              Ny fonao efa tia izay azoko honenana
              Hametrahako ny aiko sy ny fanantenako
              Ny fiainako rehetra ,ho zary fahasambarana
    tononkira.serasera.org           ilay fitia tsy misy fetra

3-Sambatra ny fo ary azo antoka,anilanao ry tiana
Ny androm-pianako rehetra ho feno fifaliana
Tsy ataoko tsinontsinona na ho hamaivaniko
Tsy ambany sanatria,fa mahery lanja ato amiko
izany tena tia

Refrain:  .........

-Tsy atakaloko vola na harena hianao ry ilay tsy foiko
-Sarobidy amiko hianao ry ilay tiako

--------
Rohy:
Hevitra
mamitoun ( 30/12/2024 18:33)
Hira tena tsara 💗
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Liva sy Nirina
Vangy : 11313
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Daty : 29/11/2003 14:34
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0142