Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sarobidy (Liva sy Nirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy loatra ilay fitiavanao , zdgdioxk nomenao ahy
Efa manjaka ato amiko ka aza manahy sarl ie,ie
Indro ny foko no efa natokako, ho eowair anao irery ihany
Ho anao r’ilay tiako sy any mamiko eto an-tany
2-Mamiko tokoa raha ny fitiavanao,tena sarobidy
Sambatra ny foko fa nahay nisafidy ie,ie
Mino marina aho,fa ho finaritra raha ny ho avintsika
Satria ilay tononkira.serasera.org fitiavantsika hivoitra mibaliaka
Refrain : Tsy ataoko diso anjara ,na koa diso toerana
Ny fonao efa tia izay azoko honenana
Hametrahako ny aiko sy ny fanantenako
Ny fiainako rehetra ,ho zary fahasambarana
ilay fitia tsy misy fetra
3-Sambatra ny fo ary azo antoka,anilanao ry tiana
Ny androm-pianako rehetra ho feno fifaliana
Tsy ataoko tsinontsinona na ho hamaivaniko
Tsy ambany sanatria,fa mahery lanja ato amiko
izany tena tia
Refrain: .........
-Tsy atakaloko vola na harena hianao ry ilay tsy foiko
-Sarobidy amiko hianao ry ilay tiako

--------
Link:
About this song
Artist : Liva sy NirinaHits : 11348
Likes : 1 Like
Created by : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Date : 29/11/2003 14:34