Sarobidy (Liva sy Nirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy loatra ilay fitiavanao , nomenao ahy
Efa manjaka ato amiko ka aza manahy ie,ie
Indro ny foko no efa natokako, ho anao irery ihany
Ho anao tononkira.serasera.org r’ilay tiako sy any mamiko eto an-tany
2-Mamiko tokoa raha ny fitiavanao,tena sarobidy
Sambatra ny foko fa nahay nisafidy ie,ie
Mino marina aho,fa ho finaritra kxfbmvx raha ny ho avintsika
Satria ilay fitiavantsika hivoitra mibaliaka
Refrain : Tsy ataoko diso anjara ,na koa diso toerana
Ny fonao efa tia izay azoko honenana
Hametrahako ny aiko sy ny fanantenako
pzcdgp Ny fiainako rehetra ,ho zary fahasambarana
ilay fitia tsy misy fetra
3-Sambatra ny fo ary azo antoka,anilanao ry tiana
Ny androm-pianako rehetra ho feno ecpb fifaliana
Tsy ataoko tsinontsinona na ho hamaivaniko
Tsy ambany sanatria,fa mahery lanja ato amiko
izany tena tia
Refrain: .........
-Tsy atakaloko vola na harena hianao ry ilay tsy foiko
-Sarobidy amiko hianao ry ilay tiako

--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : Liva sy NirinaVangy : 11352
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Daty : 29/11/2003 14:34