RY LALA (Liva sy Nirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ho aho ry lala
Lazaiko tsy misalasala
Fa sambatra aho sy tononkira.serasera.org tretrika aho
Fa tena mba tojo anao
REF : pzemb tiako ianao ka tiako
Ianao no faniriako
Ianao no nofidiko
Satria ianao no tiako
Ndreto ary isika izao
Samy mahalala
Fa ny ao am-poko sy am-ponao
Dia tena fitia sahala
Eny ho aho ry aiko
Faly peixdm mjkxae anie zany saiko
Fa toa ny faniriko
Eto anilanao re ry tiako
REF
Lazaiko tsy misalasala
Fa sambatra aho sy tononkira.serasera.org tretrika aho
Fa tena mba tojo anao
REF : pzemb tiako ianao ka tiako
Ianao no faniriako
Ianao no nofidiko
Satria ianao no tiako
Ndreto ary isika izao
Samy mahalala
Fa ny ao am-poko sy am-ponao
Dia tena fitia sahala
Eny ho aho ry aiko
Faly peixdm mjkxae anie zany saiko
Fa toa ny faniriko
Eto anilanao re ry tiako
REF
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva sy NirinaVisites : 5783
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/02/2002 13:34
