RAHOLY AN (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raholy a mbola sarotra e ny mamoy
Ilay doboko kely nilomanosako tao anatinao.
Raholy a. tononkira.serasera.org raha ny lady hono e
No hatoy dia misy voany
Tsy mety sguo hiverina intsony ny taloha.
Mbola ianao ihany anefa no ao an-doha
Na dia efa miaraka amin’olo-kafa lxntysb aza aho,
Mba hanadino Anao.
Mbola ianao ihany anefa ny ao am-po
Eny izaho irery ihany Raholy an, no mahalala izany.
Raholy an, mba satriko e ny hidoladola
Hitantana tovovavy hafa satria tsy eo intsony ianao.
Raholy an wkwr mba satriko e ny hilalao ...
Izany atanorana izany eto anivon ’Iarivo mandroso.
Mbola ianao ihay anefa ... no mahalala izany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thiera BRUNOVangy : 5179
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Liva Andribesoa
Daty : 26/03/2004 08:17