RAHOLY AN (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raholy a mbola sarotra e ny mamoy
Ilay doboko kely nilomanosako tao anatinao.
Raholy tononkira.serasera.org a. raha ny lady hono e
No hatoy dia misy voany
Tsy mety hiverina intsony ny taloha.
Mbola ianao ihany anefa no ao an-doha
Na dia efa miaraka amin’olo-kafa aza aho,
Mba hanadino Anao.
Mbola ianao fgqfzbe ihany anefa ny ao am-po
Eny izaho irery ihany Raholy an, no mahalala izany.
Raholy an, mba satriko e ny hidoladola
Hitantana tovovavy hafa satria tsy eo intsony ianao.
Raholy an opysnhi mba satriko e ny hilalao ...
Izany atanorana izany lmgpm eto anivon ’Iarivo mandroso.
Mbola ianao ihay anefa ... no mahalala izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Thiera BRUNOHits : 5084
Likes : 0 Like
Created by : Liva Andribesoa
Date : 26/03/2004 08:17