RAHOLY AN (Thiera BRUNO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raholy a mbola sarotra e ny mamoy fihciqmc
Ilay doboko kely nilomanosako tao anatinao.
Raholy a. raha ny lady hono e
No hatoy dia tononkira.serasera.org misy voany
Tsy mety hiverina intsony ny taloha.
Mbola ianao ihany anefa no ao an-doha
Na dia efa miaraka amin’olo-kafa aza aho,
Mba hanadino Anao.
Mbola ianao ihany anefa ny ao am-po
Eny izaho irery ihany Raholy an, no mahalala izany.
Raholy an, mba satriko e ny hidoladola
Hitantana tovovavy hafa satria tsy eo intsony ianao.
Raholy an mba satriko e ny hilalao ... kgxwal
Izany atanorana izany eto anivon ’Iarivo mandroso.
Mbola ianao ihay anefa ... no mahalala izany
zvngn

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Thiera BRUNOVisites : 5175
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Liva Andribesoa
Date : 26/03/2004 08:17