Tsy ampy fitia (Rossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mihavato fo
ny olona ety
Tsy mendrim-pamelana
izay nania
fa efa ny valifaty tononkira.serasera.org no inoana,tsy te ahalala intsony
Manampin-tsofina
Mamo ny saina
f'izay miova be
f'ho tapitr'aina
feno fankahalana, herisetra
izay jerena rehetra
tsy ampy fitia(3)
Fa na ny boky
sarisary ny etsetra
Tsy misy tsy yikr ahitanao herisetra
Tsy mahataitra intsony, mahazatra
miara-mandingana harato
Tsy fiampangana anao sanatria
No nanarotana edwc ity hira ity
Fa kosa noho ny
fahatsapana fotsiny ihany
hoe niova tokoa izany tany
TSY AMPY FITIA. aonk
ny olona ety
Tsy mendrim-pamelana
izay nania
fa efa ny valifaty tononkira.serasera.org no inoana,tsy te ahalala intsony
Manampin-tsofina
Mamo ny saina
f'izay miova be
f'ho tapitr'aina
feno fankahalana, herisetra
izay jerena rehetra
tsy ampy fitia(3)
Fa na ny boky
sarisary ny etsetra
Tsy misy tsy yikr ahitanao herisetra
Tsy mahataitra intsony, mahazatra
miara-mandingana harato
Tsy fiampangana anao sanatria
No nanarotana edwc ity hira ity
Fa kosa noho ny
fahatsapana fotsiny ihany
hoe niova tokoa izany tany
TSY AMPY FITIA. aonk
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RossyVangy : 6176
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 22/04/2016 23:48
