Tsy ampy fitia (Rossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa mihavato vmrsyige fo
ny olona ety
Tsy mendrim-pamelana
izay nania
fa efa ny valifaty no inoana,tsy te ahalala intsony
Manampin-tsofina
Mamo ny saina
f'izay miova be
f'ho tononkira.serasera.org tapitr'aina
feno fankahalana, herisetra
izay jerena rehetra
tsy ampy fitia(3)

Fa na ny boky
sarisary ny etsetra
Tsy misy tsy ahitanao awsdp herisetra
Tsy mahataitra intsony, mahazatra
miara-mandingana harato
Tsy fiampangana anao sanatria
No nanarotana ity hira ity
Fa kosa noho ny
fahatsapana fotsiny ihany
hoe phcj niova tokoa izany tany
TSY AMPY FITIA.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rossy
Visites : 6246
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 22/04/2016 23:48
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1248