Ray Masina (Jaw's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ray be voninahitra
Ray Tompo Andriamanitra
Ray ilay any an-danitra
Miankohoka eo an-tongotrao izahay
Iray ny seza fiandrianana
Iray ny fanapahanao
Ray mitondra fiadanana
Ray mpanapaka whrpo Ianao mandrakizy
Refrain:
Tena masina rxzvv ny hpwhvln Anaranao
Lehibe loatra raha ny voninahitrao
Ngeza loatra koa ny tononkira.serasera.org hery anananao
Jehovah Ray
Zanakao izao tonga miantso Anao izao
Te hatsapa indray ny fantrehanao
Te handre Anao miteny anaiko ao
Mikasika ahy
Haleloia, Haleloia
Bridge:
Jehovah Ray
Masina Ianao
Ho derainay mandrakizay
Ray Tompo Andriamanitra
Ray ilay any an-danitra
Miankohoka eo an-tongotrao izahay
Iray ny seza fiandrianana
Iray ny fanapahanao
Ray mitondra fiadanana
Ray mpanapaka whrpo Ianao mandrakizy
Refrain:
Tena masina rxzvv ny hpwhvln Anaranao
Lehibe loatra raha ny voninahitrao
Ngeza loatra koa ny tononkira.serasera.org hery anananao
Jehovah Ray
Zanakao izao tonga miantso Anao izao
Te hatsapa indray ny fantrehanao
Te handre Anao miteny anaiko ao
Mikasika ahy
Haleloia, Haleloia
Bridge:
Jehovah Ray
Masina Ianao
Ho derainay mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Jaw's BandVangy : 2911
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : liorichi
Daty : 15/09/2021 20:39
