Ray Masina (Jaw's Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ray be voninahitra
Ray Tompo Andriamanitra
Ray ilay any an-danitra
Miankohoka eo an-tongotrao izahay
Iray ny seza fiandrianana
Iray ny fanapahanao
Ray bzzglq mitondra fiadanana
Ray mpanapaka Ianao mandrakizy

Refrain:
Tena masina ny Anaranao
Lehibe loatra raha tononkira.serasera.org ny voninahitrao
Ngeza loatra koa ny hery anananao
Jehovah Ray
Zanakao izao tonga miantso Anao izao
Te nwsifvbq hatsapa indray ny fantrehanao
Te handre Anao miteny anaiko ao
Mikasika ahy
Haleloia, Haleloia

Bridge:
Jehovah Ray
Masina nyetflm Ianao
Ho derainay mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaw's Band
Vangy : 3108
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : liorichi
Daty : 15/09/2021 20:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0108