Ray Masina (Jaw's Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ray be voninahitra
Ray Tompo Andriamanitra
Ray ilay any an-danitra
Miankohoka eo an-tongotrao izahay
Iray ny seza fiandrianana
Iray ny fanapahanao
Ray mitondra fiadanana
Ray lygoyu mpanapaka Ianao mandrakizy

Refrain:
Tena masina ny Anaranao
Lehibe loatra raha ny voninahitrao
Ngeza loatra koa ny hery anananao
Jehovah wwemc Ray
Zanakao izao tonga miantso Anao izao
Te hatsapa indray ny fantrehanao
Te handre Anao miteny tononkira.serasera.org anaiko ao
Mikasika ahy
Haleloia, Haleloia

Bridge:
Jehovah Ray
Masina bfscg Ianao
Ho derainay mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaw's Band
Vangy : 3109
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : liorichi
Daty : 15/09/2021 20:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0105