Mpantsaka vavy (Jaw's Band)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisy vaivy araiky, nandeha natsaka
Mila rano hono izy, ilainy refa misasa
Rehefa tonga teo nefa izy, nisy lehilahy efa niandry
Tsy iza izany e!, fa Jesôsy ihany.

Somary nahagaga ihany Jesôsy sy ilay vehivavy eh!
Maninona loatra ary ity zoky ity no niandry azy!
Resaka inona ôh? fa toa hafahafa
Hoe ilay Jesôsy hendry!
Niandry an'ikala mpantsaka!

Fa haninona eto ianao, hoy Jesôsy nanontany eh!
(Hantsaka rano eto aho fa ahoanao inona izany eh!)
Non non non!
Tsy ity rano ity no ilainô, fa izay rano zè!
Tsy ampangetaheta anao intsony mandrakizay.
Dia ilay vadin'olona nalainao iny e, avereno!
Tsy menatra akory nareo mifanoroka be teny an-tsena!
Mila miova ianao vaivy e, mitandrema!
Izaho Tomponao no tonga milaza aminao famonjena, vaivy eh!

Ref:
(Eh! Tsy atsaka intsony Dada e!
Mmmh! Tsy mila manovo Mama
He! F'ilay rano velogno ôh!
Mmmh! Tsy mila vovo nama.

He! Tsy mangetaheta intsony e!
Hmmh, Raha izay rano izay no sotroina
He! Henoy Zagnahary mivolagna
Hamaha izay mety ho fatorana!
.....

Ref: ....
.....

*Ilay rano velonô!
Mahela velonô!
Mavonjy fanahy,
Handovàna fiainana mandrakizay. (x4)

Ref: ....
.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jaw's Band
Vangy : 3164
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 23/04/2021 20:40
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0124