TE AHITA ANAO (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hahita anao,
Te hitoetra eo anilanao aho
Te khac tononkira.serasera.org hiaraka aminao,
hiray lalana, hifampitantana aminao


nefa akia mbola ho ela
ilay fotoana hahitana anao flsly indray
toa tsy andriko intsony
ilay andro hahitana anao indray


fa nsprwhe te hahita anao
te hitoetra eo anilanao aho


te hibitsika aminao
ilay fitiavako eo anilanao aho
te hizara aminao
hiray lalana, hifampitantana aminao


toa tsy ho haiko akia
ny hiaina tsy eo anilanao
k’izao dieny izao ihany
dia hanjohy ho any aminao


fa te hahita anao
te hitoetra eo anilanao aho


Tonony sy feony : NANTENAINA ANDRIAMORASATA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : VAKAMIARINA
Vangy : 4118
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/11/2012 18:43
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011