TE AHITA ANAO (VAKAMIARINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Te hahita anao,
Te hitoetra eo anilanao aho
Te hiaraka aminao,
hiray lalana, hifampitantana aminao


nefa akia mbola ho ela
ilay fotoana hahitana anao indray
toa tsy andriko intsony
ilay andro hahitana zpxgng anao indray


fa te hahita anao
te jqjx hitoetra eo anilanao aho


te hibitsika aminao
ilay fitiavako eo anilanao aho
te hizara aminao
hiray lalana, hifampitantana aminao


toa tsy ho haiko akia
ny hiaina tsy eo anilanao
k’izao dieny izao ihany
dia hanjohy ho any aminao


fa te hahita anao
te hitoetra eo xbpl anilanao aho


Tonony sy feony : NANTENAINA ANDRIAMORASATA tononkira.serasera.org

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : VAKAMIARINA
Visites : 4249
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 14/11/2012 18:43
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0156