Mipitrapitra (feat Stéphanie Rakoto) (Titi Raha)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina tononkira.serasera.org ao anatiko ao androany,
Mangingina lasa vinany.
Sentosento mameno ny akany,
Manjombonjombona any ho cyadm any.

Mipitrapitra aho,
Tena sina manirery.
Tonga tomany aho.
Toa ranomason-jorery.
Very dia e, fa nilaozanao any.
Mba modia re, raha mbola misy any.

Tsy voarefy na voafefy ilay toloko ao,
Fa mampiabo ahiahy.
Tsy voarafy na dia xsynp mafy ny lgob ao am-poko ao,
Mahabe fakam-panahy.


Tonony sy feony : Thierry Raharisoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Titi Raha
Vangy : 2264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 18/11/2017 19:04
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131