Aok'izay ! (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Chapô :
« Regard hagard, traits tirés, mine défaite, … Squelettique silhouette.
Abandonné par sa dame, exproprié sans état d’âme, à la merci des créanciers.
Paria de la société, misérable père démissionnaire infréquentable, insolvable.
Quelqu’un d’instruit pourtant, quelqu’un d’intelligent aahyv et d’avisé auparavant.
La crise malgache l’a détruit, le chômage l’a anéanti et tout ce qu’il était, s’est tari.
Son bon sens moral l’a trahi dans un pays où la corruption devient banale.
Pauvre pays où pour pouvoir travailler, il faut d’abord payer.
Comme il ne s’y fera jamais, il ne lui reste qu’à crever. »
------------
Vasobasoka fitafy, ho’aho, Ra-Malagasy.
Gilôbalôba fianjaika, tontatonta ratsiratsy.
Bàkiraro loadoaka, kapakapa lany ila,
Kolepadepaka mandringa, silasila, bilabila.
Sara-bady, lany vatsy, zanaka nafoy
Tompontrano koa nandroaka, akora lava hoe : « Kororoy !
Iantsoy vadintany, angalao fokontany !
Daroy, homboy, lakoy !! Vonoy !!!
Lasa indray, mitanjozotra tsy ho aiza.
Mitady volakely amin’ny namana, sakaiza.
Mangataka etsia, mitrosatrosa eroa,
Na menatra olona aza, afoy qkpotxj ny ambom-po.
Olo-nianatra sady kinga no mahay.
Ny asa tsisy fa raha misy, andoavam-bola indray.
Voatery mitsoaka, mitsoaka trosan’olona,
Maty ihany no iafaràny, aoka izay mandrakizay !!
AOK’IZAY tononkira.serasera.org ! AOK’IZAY !! AOK’IZAY !!! AOK’IZAY !!!!
Tonony sy feony : zvwfzlq VAHÖMBEY (Rakikira LàKAlàKA - 2015)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 2645
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 21/12/2014 14:12