Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny iray tsy hay holazaina
Amin’ny tovovavy hokasaina
Fa qfmpkpse dia teny toa tsy otsrfsh mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na qgzucu ho any na tsy tononkira.serasera.org ho any
F’izao de te anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, "L'amour avec toi" -

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndrina ZopanageVangy : 5782
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2012 21:54