Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny iray zjucm tsy hay holazaina
Amin’ny tovovavy hokasaina
Fa dia teny tononkira.serasera.org toa tsy mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na tsy jlsroqeb ho any
F’izao de te anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony jtkkdslf : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, "L'amour avec toi" -

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndrina ZopanageHits : 5802
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/10/2012 21:54