Ampidiro aloha ny tenimiafina
Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny hqutjmil iray tsy hay holazaina
Amin’ny tovovavy hokasaina
Fa dia teny toa tsy mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na tsy ho nspxcky any
F’izao de te tononkira.serasera.org anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony cbvs : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, "L'amour avec toi" -

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndrina ZopanageHits : 5803
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/10/2012 21:54