Te hanao aminao (Ndrina Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy teny utpqtxb iray tsy hay holazaina
Amin’ny tovovavy hokasaina
Fa dia teny toa tsy mendrika
Fa dia teny mety handrendrika
Fa ho lazaiko eto ihany
F’izay alehany na ho any na tsy ho any
F’izao nkxt de te anao aminao ….aminao
Toa mandokadoka hoe manja
Manambonimbony filanja
Zaho tsy te ho tononkira.serasera.org lany fotoana
Na hiandry toa ny moana
Fa tsy maninona ho lazaiko ihany
F’izay oxxcgage alehany na any na tsy ho any
F’izaho de te anao aminao …aminao
Tonony sy feony : Ndrina Ranaivo (Zopanage), nadika avy amin'ny hiran'i Michel Polnareff, "L'amour avec toi" -

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ndrina ZopanageVangy : 5856
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 08/10/2012 21:54