Tsy hiteny aho (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazao ahy nahoana isika
No niezaka handainga foana
Milaza samy hoe mangatsika
Tsy tsara intsony ny mihaona
Hazavao indray f’izay no tsara ho antsika
Hazavao ahy fa tsy azoko intsony
Itantarao lainga mlhhousu uthm aho mba ho vita any
Fa raha ny foko tsy hitony
F’izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao
Fa raha ny amiko hatrizay
Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny
Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao
Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana
Lazao ahy fa efa ritra
Tsy misy intsony ilay fitia
Lazao ahy fa anjaran-tsika
Ny hisampana ny dia
Hazavao mdsvmx indray fa izay no tsara ho antsika
Lazao avokoa izay esona rehetra
Hanazavanao tononkira.serasera.org fa ny antsika lahatra voafetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 10029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 25/10/2007 15:38