Tsy hiteny aho (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazao ahy nahoana isika
No niezaka handainga foana
Milaza samy hoe mangatsika
Tsy tsara intsony ny mihaona
Hazavao indray f’izay no tsara ho antsika
Hazavao ahy fa tsy azoko intsony
Itantarao lainga aho mba ho vita any
Fa raha ny foko tsy hitony
F’izaho tsy ahnsy hiteny aho fa sao tsy inoanao
Fa raha ny amiko lyrsbaoe hatrizay
Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny
Ny ziogan-dRafahatsiarovana ao an-tratrako ao
Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana
Lazao ahy fa efa tononkira.serasera.org ritra
Tsy misy intsony ilay fitia
Lazao ahy fa anjaran-tsika
Ny hisampana ny dia
Hazavao indray fa izay no tsara ho vhpg antsika
Lazao avokoa izay esona rehetra
Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mage 4Vangy : 10191
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 25/10/2007 15:38