Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy hiteny aho (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lazao ahy nahoana isika
No niezaka handainga foana
Milaza samy hoe mangatsika
Tsy tsara intsony ny mihaona
Hazavao indray f’izay no tsara ho antsika
Hazavao ahy fa tsy azoko intsony
Itantarao lainga aho mba ho vita any
Fa raha ny foko tsy hitony
F’izaho tsy hiteny aho fa sao tsy inoanao
Fa raha ny amiko hatrizay
Tsy nitia afa-tsy ianao irery fotsiny
Ny ziogan-dRafahatsiarovana uxynsx tononkira.serasera.org ao an-tratrako ao
Holatry ny atao hoe: ilay fitiavana
Lazao ahy efgw fa efa ritra
Tsy misy intsony ilay fitia
Lazao ahy fa anjaran-tsika
Ny hisampana ny dia
Hazavao indray fa izay itzf no tsara ho antsika
Lazao avokoa izay esona rehetra
Hanazavanao fa ny antsika lahatra voafetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Mage 4Visites : 10190
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ari.malala
Date : 25/10/2007 15:38