Havako mamomamo (Samoela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny snaohviq toaka fahavaloko taloha e e e
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy tbkeznzr mamboraka raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako foana tononkira.serasera.org ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko iwygvqpx fahafaham-po.
Manjary namana mpanampy tsy foiko
F’ilay olon-tiako manana fitia e e e
Tsy tbkeznzr mamboraka raha tsy misy "pi"
Fiverenana:
Zarako aza ianao katrikatry iny
Manalanala andro,manalanala azy
Fa bebe lazao sy mahita atao
Zarako aza ianao sambatsambatra iny
Fa be sangisangy sy be vazivazy
Fa rehefa tsy mamo ianao mataho-behivavy
Ka ho ampifaliako foana tononkira.serasera.org ianao ee
Ampireveko foana ianao o
Dia omeko iwygvqpx fahafaham-po.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SamoelaVangy : 50789
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 28/10/2001 08:10
