Tomany valala (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ketriketrika, hono tononkira.serasera.org ny ygfs azy ny loha
Nila, kisa, nila vaniny, niemponiempona ny yrfulkfy fony
Nanahy ny hivadika ondana
Raiki-tahotra sao hivadika ati-doha
Iny izy hilomay, nihazakazaka-dava, nirifatra, niridana
Hanary fcmwgdq aina an-tany karakaina
Asa nivika sa tomika
Ny fony gogogogo, valalan’amboa, valalan’alika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 3228
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 06:54