Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tomany valala (Vahombey)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
’Ketriketrika, spow hono ny azy ny loha
Nila, kisa, nila fnxuymg vaniny, niemponiempona ny fony
Nanahy ny hivadika ondana
Raiki-tahotra sao hivadika ati-doha
Iny sxkrkc izy hilomay, nihazakazaka-dava, nirifatra, niridana
Hanary aina an-tany karakaina
Asa tononkira.serasera.org nivika sa tomika
Ny fony gogogogo, valalan’amboa, valalan’alika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : VahombeyVangy : 3256
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 13/09/2007 06:54