HAY INDRY TSY TANY (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
T’aiza ndry omaly, tsy nandeha taiza tamin'ny roa
Tamin'ny firy no avy aiza no tsy nandalo ’lay fotoana
Hay ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho any
Rehefa tia môla, fandraisandry tononkira.serasera.org an'zany
Hatramin'ny omaly tazonindry izany ka
Mandraky qzonainh ny androany
Haiko dia foana fitia
Nefa anie izy teo foana
Niandry anao teo
Nefa anie izy niandry foana
Tsy nahaloa peo
Fa nanantena anao
Kanjo nody maina tamin'ny dimy
Tsy nahatoky ve evpvne ianao sa nanao fanahy iniana
Satria raha fantatrao f’izany wbplnrfh hody izany nesoriny
Nefa ’ndry hono tsy tany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 4030
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : michou4
Daty : 28/01/2008 16:05