HAY INDRY TSY TANY (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
T’aiza ndry omaly, tsy nandeha taiza tamin'ny roa
Tamin'ny firy no avy aiza owwv no tsy nandalo ’lay fotoana
Hay ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho any
Rehefa tia môla, fandraisandry an'zany
Hatramin'ny omaly tazonindry izany tononkira.serasera.org ka
Mandraky ny androany
Haiko dia foana fitia
Nefa anie izy teo foana
Niandry anao teo
Nefa anie izy niandry foana
Tsy nahaloa peo
Fa nanantena anao
Kanjo nody fuwh maina tamin'ny dimy
Tsy nahatoky ve ianao sa nanao fanahy iniana
Satria raha fantatrao f’izany hody izany nesoriny
Nefa ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho lapjs any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 4223
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : michou4
Daty : 28/01/2008 16:05