HAY INDRY TSY TANY (Herimahefasoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
T’aiza ndry omaly, tsy nandeha taiza tamin'ny roa
Tamin'ny  firy no avy aiza no tsy nandalo ’lay fotoana
Hay ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho any

Rehefa tia môla, fandraisandry an'zany
Hatramin'ny omaly tazonindry izany ka apjdwr
Mandraky ny androany
Haiko dia foana fitia

Nefa anie izy teo foana
Niandry anao teo
Nefa anie izy niandry foana hfxnok
Tsy nahaloa peo
Fa nanantena anao
Kanjo nody maina tamin'ny dimy

Tsy nahatoky ve ianao sa rwffefjy nanao fanahy iniana
Satria raha fantatrao f’izany hody izany nesoriny tononkira.serasera.org
Nefa ’ndry hono tsy tany
Niteniteny foana ny ho any

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Herimahefasoa
Visites : 4147
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : michou4
Date : 28/01/2008 16:05
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0106